MIVANTANA AVY ANY MADAGASIKARA TANTERAKA NY FANDAHARANA ETO AMIN'NY FANILORADIO
Izany dia nohon'ny fiarahamiasa amin'ny FANILORADIO sy RADIO VAOVAO MAHASOA
Raha sanatria anefa misy fahatapahana ny any Madagasikara nohon'ny antony tsy miakina amin'ny RVM (Antony Internet) DIA AZA MISALASALA MAMERINA NY MANDEFA NY LECTEUR-NAO.
ARAHO NY GRILLE DES PROGRAMMES (TSINDRIO ETO)
Atolotra ho an'ny Malagasy rehetra, any madagasikara na any ivelany, na aiza na aiza misy anao.
|
|
Hamaky ny tohiny...
|